“La CUA est en train de procéder à l’assainissement d’Analakely”

Dépêche
Madagascar

Loading

Bon courage.

Une photo qui résume toute la gabegie dans la Capitale.

S’abonner
Notification pour
guest
26 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
hum
hum
6 années il y a

tsy ho arovan ny hvm v ny vahoaka madinika e

mclient
mclient
Répondre à  hum
6 années il y a

fa iza no namorona ilay andro fanadiovana? nanaraka fotsiny ny CUA.

Raleva
Raleva
Répondre à  mclient
6 années il y a

ka ny vôoka majinika konko mba te hivarotsa.

no name
no name
6 années il y a

c’est des vahoaka madinika qui ne savent pas lire ce qui est écrit, voilà pourquoi ils sont là voyons

Malala
Malala
Répondre à  no name
6 années il y a

ka mety tsy fihinana koa ilay fianarana mamaky teny sy manoratra anie e! 🙂

rafangy
rafangy
Répondre à  no name
6 années il y a

il ya des clemences qui poussent par derriere ces imbeciles!

zagasy
zagasy
6 années il y a

Ity dia fanontaniana efa nataoko tamin’izaho nianatra : Matetika misy filazàna amin’ireny garazy manoloana ny arabe ireny ” Tsy azo ijanonana manoloana ny Garazy ” dia tsy misy mijanona tokoa . Indray andro nisy fiara nijanona manoloana ilay Garazy dia talanjona aho . Hay ilay fiara mijanona dia an’ilay tompon’ny Garazy … Ka ireto amin’sary ireto izany no tompon’io lalana io e ! 🙂 Any aminareo vahoaka ny fahefana ozy Prôf Penjy zay ampiasao io fahefana anananareo io 🙂

zagasy
zagasy
Répondre à  elman
6 années il y a

Zay mitsy ry Elman no tsy naharesy lahatra ahy amin’ity lalampiofanana lalàna ity ! Izay iaraha mahita ny zavamisy ankehitriny 🙂

rafangy
rafangy
Répondre à  elman
6 années il y a

ny tena marina dia tsy azo ametrahana fiara fa raha ao anatiny na eo amin ny manodidina ny mpamily dia azo atao tsara

Mavo
Mavo
6 années il y a

Tsy mila assainissement.

Sady aza afino fa vady miaramila anie ireo mpivarotra ireo e

Raleva
Raleva
Répondre à  elman
6 années il y a

Eto dago ny tantara manomboka fa tsy mifarana mihintsy. Demande d’extradition internationale ho an’ilay sniper. Ny frantsay ve hamela azy, nofy izany. Nanome famelankeloka faobe ny filou, na dia 5 ans de travaux forcés aza dia nahazo 12 mois. Tsy mba maharary ny victime ve izany ? Ka nahoana i Arfa no enjehina nefa mba naka mialoha ny cadeau de noël izy. Aza manao vaindrahalahy tsy marary e.

The Man
The Man
Répondre à  Raleva
6 années il y a

J’ai lu quelque part qu’un mandat d’arr International a été émis à l’encontre du sniper allégué et adressé à “reny malalan-dry zalahy”. Pendant qu’on y est, annexer audit mandat une demande de restitution des îles Éparses. On va faire une pierre, deux coups!

rafangy
rafangy
Répondre à  elman
6 années il y a

ils ont les kalach, et nous , nous creusons

kof
kof
6 années il y a

Il faudra bien un jour assainir les mentalités, par la force s’il le faut. Il faut enfoncer dans le crâne des gens qu’on ne peut pas s’installer n’importe où pour vendre n’importe quoi n’importe comment et n’importe quand.

Malala
Malala
Répondre à  kof
6 années il y a

un jour ahoana e? zao mihintsy fa tsy mila miandry zany

kof
kof
Répondre à  Malala
6 années il y a

Ka ilay jour io anie mety ho androany e! na rahampitso! 🙂

Malala
Malala
Répondre à  kof
6 années il y a

na tsy ho hisy mihintsy koa 🙂

kof
kof
Répondre à  Malala
6 années il y a

ie! Izay ilay hevitra! Un jour tsy maintsy hatao. Mila mpitondra be mokon-doha vao hahavita an’io. Na @ izao dia izao na rahampitso na … mandrakizay!

rafangy
rafangy
Répondre à  kof
6 années il y a

anisany alahelon i deba fony izy nitonda ny tsy mab nisy ady teto ka nahafahana nampiray saina ny vahoaka rehetra!jereo ireo tany nandroso vetivety fa nisy fahoriana iarahan izy ireo tany aloha, ka raha isika no tsy misy ;pitondra manameloka ho faty izay nanao heloka bevava dia tsy hiova mihitys ny toetsaina

angelikademada
angelikademada
6 années il y a

ben oui! ils ont faim eux aussi et chasser les marchands du temple sans leur offrir un autre endroit pour gagner leur maigre pécule n’est pas une bonne solution.
C’est la volonté farouche des hommes politiques de laisser se propager la gabegie… donc quand le sage montre la lune, il ne faut pas regarder le doigt du sage.

kof
kof
Répondre à  elman
6 années il y a

C’est exactement le genre de mentalité qu’il faut assainir dont je parle. Tous ces gens qui pensent qu’ils n’ont pas d’autres choix que de faire ce qu’ils sont en train de faire et que donc c’est à la communauté d’en faire les frais.

Izy
Izy
6 années il y a

Fa nahoana no tsy mba misy iray tonga saina ?
Satria na ny filoha aza tsy misaina.

A la Une

A la Une
elman

Mirage

Fil info

Voir d'autres articles

Les derniers commentaires

26
0
Nous aimerions avoir votre avis, veuillez laisser un commentaire.x