Même dans les rallyes gasy il y a des mentalités de mer*de

Dépêche
Madagascar

Loading

Vous me direz, pourquoi il n’y en aurait pas ? Endémique on est, endémique on restera non ? Jaloux, haineux, crevards, bien ory hava manana, minables et bien tsy manaiky resy et gisitra comme il faut…

… et saboteurs de voitures de rallyes en plus ? Heureusement que vous avez détecté le sabotage mais la prochaine fois ce sera quoi ? Tripatouillage du circuit de freinage ?

Ceci étant, sommes nous étonnés pour autant ? Vu la déliquescence des mentalités depuis 2009, en fait non.

Et vous avez raison les gars : barrez-vous de ce pays de m**** et allez faire du rallye en level 5… vous en avez les moyens en plus me semble-t-il..

S’abonner
Notification pour
guest
15 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Doraadm
Doraadm
1 année il y a

Tena misy moyen be dia mihitsy izy 2 lahy ireo ka. Papa est là.
Fa na izany aza ilay mentalité sy ny organisation dia tena hoe ZERO.
Na ny solidarité entre compétiteur aza dia tsy nisy ve hoe tsy manaiky an’izany izahay, nahoe mety ho izahay koa no tratran’izany. Ory hava manana marina angamba.
Na tsy dia mankafy ny dadany aza aho, dia dommage hoe izy 2 lahy ireto no atao an’izany; na tsy izy 2 lahy aza fa ilay figafiana tsotra izao no tsy mety e.
Tena tsy misy intsony izany ireto vocabulaire ireto eto amintsika na tadiavina be na vidina vola (nefa tsy izy raha izany) : franc,Loyal; intègre, fair-play, compassion, solidarité,

Rafangy
Rafangy
Répondre à  Doraadm
1 année il y a

tokony torina ny mpikarakara satria aina no lalaovina eto, dia raha io tenin’i elman io hoe resaka frein dia ahoana? tsy mitovy firehena amin’ny dadany aho fa ilay fanaovana tsinotsinona ny aina no tsy mety fa dia mijery fotsuiny tokao ve izany ry zareo mpikarakra nefa tokonyhisy mpiambina sy ny sisa teo! sa ……?

babakaty
babakaty
1 année il y a

A titre d’information,l’equipage qui a gagné le rallye est sponsorisé par Auto diffusion…Je dis ça je dis rien

Kidd
Kidd
1 année il y a

Tentative izany ? Dia mazava ho aizy enquete sans suite ohatran’ny rehetra

Rafangy
Rafangy
Répondre à  Kidd
1 année il y a

efa misokatra ny fanadihadiana!

RMC
RMC
1 année il y a

tsy haiko fa izaho t@ nahita an’io article io, dia hoy aho hoe : dia tena mba marina ve izany sabotage izany, sao dia une et milles façons de dire qu’on dégage de madagogo ? masiaka loatra aho angamba fa tsy mbola naheno an’izany aho tao anatin’ny 62 taona manko

The Man
The Man
Répondre à  RMC
1 année il y a

Miombon-kevitra aminao aho! Amin’ny zavatra sahala amin’izao ary mba tsy hampandringa ny fanadiadiana dia izay rehetra mety ho manana ‘accès’ ao anatin’ilay toerana voatokana ijanonan’ireo fiara mpifaninana dia mety ho ahiahiana daholo. Ny ‘mobile’n’ny tsirairay no mety ho samy hafa. Betsaka ny fanontaniana ilàna valiny: nopoirina ve ny varavaran’ny fiara na tsia, ohatra fotsiny io. Raha tsia, iza no nitazona ny lakile nandritra ny fotoana nametrahana ny fiara ka hatramin’ny ny fotoana nahitana ny sompatra.

The Man
The Man
Répondre à  elman
1 année il y a

En effet! Et avec les clés authentiques cela se fait en quelques secondes! Je réitère, tout le monde est suspect, seuls les mobiles diffèrent.

The Man
The Man
Répondre à  elman
1 année il y a

Et si avant de vérouiller les portières, l’un des 2 ou les 2 auraient eu le culot de débrancher ce qu’il fallait débrancher pour un mobile X. Une hypothèse parmi tant d’autres! L’ enquête nous le dira! Any izay Jeneraly Bômba eee!

The Man
The Man
Répondre à  elman
1 année il y a

Tout est possible! Un ‘fanadiadiana’ un vrai devrait commencer avec les fistons même, on procède par élimination et ainsi de suite.

Ralay Rock
Ralay Rock
1 année il y a

Mba nampalahelo tokoa ity tranga ity… raha (raha hoy aho) resaka politika tsy tokony ny ankizy no ho vonoina sanatria na ampitondraina takaitra amin’izany.. raha fialonana tsotra izao fotsiny amin’ny samy mpifaninana dia efa zavatra hafa mihintsy fa mila mieritreritra ny mpikarakara sy ny federasiona …

A la Une

A la Une
elman

Mirage

Fil info

Voir d'autres articles

Les derniers commentaires

15
0
Nous aimerions avoir votre avis, veuillez laisser un commentaire.x