“Nous faisons la queue depuis 3:00 du matin pour 5 kilos de vary tsinjo”

Dépêche

Lol, retour aux années 80, Aka tsy zany va ?

Oui oui, marina izany.

Et bé mes pauvres, ohé ohé, le gif se confirme !

Subscribe
Me notifier des
guest
7 Commentaires
plus anciens
plus récents plus de votes
Inline Feedbacks
View all comments
Rahandy
Rahandy
1 mois plus tôt

Oui, hier, j’ai vu des queues impressionnantes, et beaucoup de gens l’après-midi avec des paniers

carole
carole
En réponse à  Rahandy
1 mois plus tôt

tena oe vahoaka resy

Modifié 1 mois plus tôt par carole
CLAUDE
CLAUDE
En réponse à  elman
1 mois plus tôt

Ils ont toujours le sourire ou ils prennent la pose ?

tsytiafoza
tsytiafoza
1 mois plus tôt

ça c’est éffarant en effet. Il y a pire quand même, si on demande à ces même gens de commencer à travailler à 3h du matin et gagner juste un peu plus que les 5 kilos pour le même temps, la majorité vont vous répondre “koa raha tsy alika aho koa hiasa @ telo maraina?”. Pourtant avec la queue à 3 h pour avoir de la bouffe on les traite comme des quoi déjà?




idefix
idefix
1 mois plus tôt

Chanson de plus de 10ans déjà 😛
https://youtu.be/V_vttusmwPQ
Raha fanjakana mahavoa dia manao asa soa, mahita apoaka raha misy manjo
Raha mpitondra hendry mahay miady mafy an!
Mahita vola raha misy ny jaly
Raha fanjakana mahavoa, tsy mivadika horera, mila hajaina ny teny nomena oh!
Raha mpitondra milay, mila mahakarakara
Mila mahay sady mangarahara oh!
Izay h’aho no nambarako anareo, nambarako anareo, nambarako anareo taninkeo!
Hoe: Ilay gasy mijaly, ilay gasy tomany, ilay gasy marary; voretra velona!
Fahadiovana no anton’izany…
Hoe: Ity valan’aretina, ny kolera, ny pesta, ny areti-kibo mafy, plus lagaly
Mila vola vao ho ringana izany…
Mila teti-bola re iadivana amin’izany an!
Mila fanentanana hatreny am-pokotany an!
Mila rano madio re ny be sy ny maro ôh!
Mba tsy ho fatifaty foana, ka hidiran’angano… an!
Raha fanjakana mahavoa, tsy manao kitoatoa, mitsakaraka foana, raha misy mahasoa
Ôh! Raha mpitondra hendry, mahalala ny tsara an!
Raha laharam-pahamehana, tsy odiana adala ôh!
Raha fanjakana mahavoa, tsy mivadika horera, tsy mody mitapy, rehefa nampanantena ôh!
Raha mpitondra milay, mahay mampivoatra…
Tsarain’ny tantara, no reven’ny vahoaka ôh!

Fil info

Voir d'autres articles

Les derniers commentaires