Nahandro trondro-gasy

Nahandro trondro-gasy

Recette “trondro tilapia sauce” facile et express

Ingrédients

  • 400g  tilapia
  • 2 tomates
  • 2 oignons
  • 1càc de gingembre râpé
  • 2 gousses d’ail
  • huile
  • sel
  • coriandre et ciboulette (facultatif)

La recette

 

34 réponses

  1. hummm, que c’est bon!Par contre tilapia ce n’est pas trondro gasy mais vraiment du tilapia. Le trondro gasy si vous vous souvenez ce sont des poissons où l’on pouvait facilement manger leurs os.

        1. @mangableu, izay ilay mahafinaritra@ teny gasy: nahandro trondro gasy, gasy nahandro trondro, trondro nahandro gasy dia samy hafa dahalo ny dikany.

          1. @elman, ie azoko tsara ka. Fananinona no tilapia. Fa inona moa no trondro handraon’i Ardine rehefa misy S izy? Lol.

          2. @elman, Ny gasy ve no nandrahoin’ny trondro? Efa mivadika tokoa ny globe an! 🙂

          3. @Rainintsara, ie , marina iznay , ohatry ny hoe tsara ny ray, tsara rainy, ny tsara ray! hihihihihihi!

    1. @Rainintsara, rarakivy aho eto mahita azy!
      tsy casserole izany io fa vilany ovale fanadrahoana trondro mihitsy e! nila nijery tsara aho vao nahita fa tsy misy tahony ilay vilany fa diso fanoratra e!

          1. @mangableu, ka aty aminareo be trondro betsaka e! atsipy fotsiny ny fintana dia efa mampiakatra trondro, ary tsy misy olona manao fanalan andro hoe manjono iznay aty aminareo ô?

          2. @rafangy, tena tsisy an!Izay manjono dia amidy daholo izay azo. Mandeha any Soanierana sy Manambaro ianao dia feno tilapia amidy eny. Misy koa ny fotoana tena ahazoana “anguilles” be dia be sady lehibe.

        1. @Rainintsara, taloha no tena nisy an’ io vilany fandrahoana trondro io fa tsaroako i bebenay rehefa isaky ny zoma dia mahandro trondro gasy, ilay lany hatramin’ny taolany ireny

          1. @Rainintsara, oui efa mavita wok na cocotte aza efa manao zareo fa tsy aiko oe manaona ny rendu

    1. @Malala, tsy misy fisaorana ô!

      Environ 45 min à 1h,l’astuce est toujours de mettre très peu d’eau puis de rajouter souvent.

        1. @Malala, mba asiana vie de famille kosa fa aiza no hoe actutana foana 🙂 Sa ilay brèves nijanona tampoka à 14:00 ? Misy tests vitsivitsy mbola atao ka.

          1. @elman, ie ilay nijanona tampoka t@ 2ora iny mihintsy! ok! mazotoa aza

  2. Ny tena nahandro gasy asina lafika anandrano na lards dia apetraka ny trondro eo ambony dia asiana voatabia sy tongolo amin’izay dia sira : izay no tena nahandro gasy e

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Fil info

Voir d'autres articles

Commentaires