Banque en ligne ING Direct : gagnez 80€Pour toute ouverture d’un nouveau compte en banque en ligne chez ING Direct, gagnez 80€ et en prime votre Carte Gold Mastercard gratuitement !

La Banque en ligne vous permet d’effectuer rapidement les opérations bancaires les plus courantes depuis votre smartphone ou votre tablette. Cette offre de la Banque ING Direct est seulement valable jusqu’au 14 novembre 2017, un seul conseil, foncez !

Subscribe
Me notifier des
guest
42 Commentaires
plus anciens
plus récents plus de votes
Inline Feedbacks
View all comments
Malala
Malala
4 années plus tôt

Efa ela be mihintsy no nisy offre tamin’io fa averimberindry zareo fa tsy mahazo olona firy ngamba,satria raha sendra misy problème dia tsy misy contact directe @ responsable! dia tandremo fa moramora amindry zareo koa ny mandaka anao an!

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

ekeko, fa tsy misy tsara otran’ny miresaka mivantana @ tompon’andraikitra,mba afaka milaza ny olanao dia mitady marimaritra hiraisanan, fa ao @ io banque en ligne io tsy misy azo hifanarahana sy hiresahana fa tonga dia daka

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

mbola tsy ato ato aloha ngamba zany! ny ahy mantsy sao sendra misy litige iny dia tsy hainao aiza no aleha ka aleoko aloha dia tsy miditra @ ilay banques en ligne zany

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

ka za miresaka mihintsy lay andafy anie e :-), ny eto amintsika mbola any anatan’ny kibon’ny omby zany ngamba

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

oui hi disparaitre ny agence , ary marina fa efa afaka mi consulter ny compte-nao sy manao virement entre compte @ net ianao, fa ny tiko lazaina zany dia lay hoe banque en ligne tsy misy agence , io banque en ligne ING Direct io tsy misy agence, dia raha misy problème ianao tsy afaka manao n’inona², tsy haiko raha azon’ elman ny tiko soratana, za koa ngamba tsy mahay manazava an’ilay izy 🙂

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

ny banque misy agence, tsy miandry ela be otran’io, jereo fa mitaraina ny olona ao @ilay forum, y a trop de bla bla

Malala
Malala
En réponse à  Malala
4 années plus tôt

za aloha franchement raha mbola misy ny agence, tsy miditra mihintsy @ ireny banque en ligne otran’io ING direct io mihintsy

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

an an , tsy banquière aho , fa mahalala olona voadaka tao, tsy misy droit découvert ao

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

aza alefa lavitra lay saina e

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

marina fa fitaizana fa tsy misy à l’abri ny olana mihintsy

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

Tena marina zany ka… fa zao anie lay izy e, ohatra hoe :manana compte @ banque ianao, ataontsika hoe tsy nisy olana mihintsy satria ianao miasa, nefa @ zao fotoana zao, zany asa zany tsy assuré hoe à vie tsony, licencié aza ianao, tsy misy tsony ny karama na mihena, dia faly ianao satria omen’ny banque découvert, mba ahafahanao miodina kely mandrapà, (tsy ao dago aloha no hisy an’izay fa za miresaka ny andafy ihany an)

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

ieny e, fa avant ianao manala ny fihainana adaladala, tsy maintsy aloha aloha ny efa laninao. Tsy ny olona rehetra koa no afaka manao de côté. Fa za manaiky ny hevitrao an!

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

Tsy misy à l’abri ny olana hoy aho aminao, omeko exemple hafa ianao, marary tampoka ianao, misy imprévue zany, dokotera, fanafody sns… nefa io tsy ao anatin’ny budget nao, donc mety hi dépasse ny salaire -nao zany. Ianao anie tsy obligé ampiasa ilay découvert nomena anao e! fa au cas où no tiko soratana

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

Ok aza raha zay no tinao 🙂

Ianona
4 années plus tôt

Franchement, moi je n’ai plus de banque, je me suis acheté une carte prepaid, je peux faire mes achats en toute tranquilité et surtout pas de frais bancaires. Le seul hic je ne pourrais pas demander un crédit, mais ça ne fait pas partie de mes habitudes donc je ne regrette rien.

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

fa tsy za ve? :-p

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

mandefa mail any aminao ve dia lasa riche aho?

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

Tena intéressant, fa mbola tsy voavaky hatramin’ny farany 229 pages! merci encore 🙂

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

ok ! je vais essayer

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

Oui chef ! fa tena tsara mihintsy lay conseil ka! dia tena misaotra betsaka indrindra oh!

Malala
Malala
En réponse à  elman
4 années plus tôt

D’accord !compte sur moi 🙂

Malala
Malala
En réponse à  Malala
4 années plus tôt

elman , orange koa hono zao manao banque en ligne gratuit e :-), pas d’agence , je me méfie tout ce qui est gratuit