Je vous ai déjà parlé de tous les avantages d’avoir un extracteur de jus à la maison, voici donc le nec plus ultra avec cet extracteur Moulinex proposé par rueducommerce à partir de 115€
A vous les jus de fruits bien sûr, mais aussi jus de légumes ou encore les jus d’herbe avec cet extracteur Infiny Juice !
Silencieux et doté d’un moteur d’extraction tournant à basse vitesse, le procédé réduction d’oxydation vous permettra de garder un peu plus longtemps vos jus
Aiza no ahavidianan’ny gasy kely an’ireo? @ smic de 40€
@Malala, kanefa miroborobo ny electroménager eto amintsika nefany ary 2 fois plus cher matetika ?
@elman, Tsy mahagaga raha feno ny mpnagalatra sy mpamono olona, satria reny entana lafo vidy reny no aseho azy eraky ny magasins!
@Malala, dia tsy maintsy entana ratsy sy mora vidy izany no aseho ho any daholo be ?
@elman, an an an , mba entana mora azon’ny malagasy @ volakeliny, fantatr’ireo mpitondra entana fa zara raha mandray vola ny malagasy, dia tokony ataony arakarak’izay ny vidin’ny entana , mba ahafan’ny tsirairay mividy, mba hisorohana ny halatra sy ny famonoana olona.
@Malala, ka ny tsara ve ho mora ? Ary ny mora ve tsara ?
@elman, avelao andeha @zao zany , mialatsiny fa diso aho zany raha nieritreritra an’izay 🙂
Très intéressante l’émission de Capital consacrée à ces extracteurs de jus