Oui oui tout à fait, gratuitement, proposé donc par le Petit Marseillais

Il s’agit ici d’un spray hydratant pour la peau, parfumé pétale de rose ou beurre de karité.

13 réponses

        1. @mangableu, moi j’ai pris et j’ai fais livrer chez mon frère en France 🙂 Je stocke tout la bas et au prochain qui voyage à Mada j’aurais tout plein de voan-dalana.

          1. @elman, hihihihi, tsy ratsy lay izy, fa mila manana namana na havana mipetraka en France zany

          2. @Malala, raha tsy maika dia mety tsara. Fa raha maika hop direction Pack Yellow de DHL.

          3. @Malala, problème any midex (andraharo moa ?) tsy maintsy mandeha any ianao rehefa tonga ny entana ? Pack Yellow tonga dia livraison à domicile.

          4. @elman, ie ao andraharo, dia tsy maintsy mandalo douane aloha savaina, ka lay Pack Yellow io ve tsy lafo be (mialatsiny fa otrany maka renseignement, sao mba takatray 🙂 )

          5. @Malala, tena lafo aloha ny dhl fa araka nolazain’i Elman livré à domicile sady fa reglé ny taxe rehetra.

  1. @malala, samy mandalo douanes zany na dhl na midex. Ilay frais de réexpédition entre paris sy mon domicile tsy dia hoe lafo e : proportionnel @ poids sy volume an’ilay colis nalefany ilay marchand nanaovanao commande.
    Fa dia izay ilay avantage pack yellow : tsy very fotoana i dédouaner

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *